• Hira faneva Lycée Andohalo

    Pour écouter la musique cliquez sur le lien ci-dessous puis attendre le téléchargement

    Hira faneva Lycée Andohalo

     

    FIANARANA NO TOVOZIKO, FIADANANA NO AMPOIZIKO

    Fiainana mirindra no iriko ho ahy

    Feno fiadanana

    Ka ilay loharanon-tsoa dia ny fianarana

    No hahatrarako ilay safidiko

    Ny hampandroso ny tanindrazako

    Mba ho tany sambatra

    No indro ilofosako sy raketiko ao am-po

    Ho tonga reharehan’ny sekoliko     

     

           Ka hiezaka aho tsy hitandro aina koa

           Tsy hikely soroka hanatratra ny tanjoko

           (Satria) fianarana no tovoziko        

           Fiadanana no ampoiziko

      

    Lycée Andohalo ilay sekoly mamiko

    Tiako ianao satria ianao no reny faharoa

    Mikolokolo manasoa ireo zanakao ho vanona tokoa

    Tsy hohadinoiko mandrakizay ianao fa ho reharehako

    Toky omeko anao izao, mitoetra ao anatiko ao

    Mandrakizay raketiko ato am-poko ianao

    « Historique du Lycée AndohaloVOYAGE D'INFORMATION BERLIN - MUNICH »
    Partager via Gmail Yahoo! Google Bookmarks

    Tags Tags : , , , ,
  • Commentaires

    1
    Su
    Samedi 10 Août 2013 à 19:07

    Tsara. Tsy mba nanana hira faneva izahay tamin'ny tao taloha.

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :