• Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Nifarana anio 18 jolay 2013 ny taom-pianarana 2012-2013 teto amin’ny lycée Andohalo.  Fotoam-pivavahana fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra no nanamarihana izany tao amin’ny EKAR Katedraly Andohalo. Tamin’io fotoana io ihany koa no nitsofan-drano ireo mpianatra hanala ny fanadinana bakalorea sy nanaovam-beloma sy nankasitrahana  ireo mpampianatra handeha hisotro ronono.

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013   Ireo mpampianatra handeha hisotro ronono

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013Malain-kisaraka ...

     

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013

    Famaranana ny taom-pianarana 2012-2013 Mankasitraka anareo enina mianadahay ny lycée Andohalo

     

    « Andron'ny RHIAndron'ny RHI »
    Partager via Gmail Yahoo! Google Bookmarks Pin It

    Tags Tags : , , , ,
  • Commentaires

    1
    Su
    Samedi 10 Août 2013 à 19:03

    Mba azo atao ve ny manome ny anaran'izy ireo?

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :