• Andron'ny RHI

    Andron'ny RHI

    Notontosaina ny alarobia 17 jolay 2013, tetsy amin’ny foiben’ny Bianco, Ambohibao, ny “Andron’ny RHI” na Tambajotran’ny mpianatra mandala ny fahitsiana sy ny fahamarinana”.

    Lycée dimy eto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra no misy RHI, ankehitriny dia ny lycée Gallieni Andohalo, LMA, JJ Rabearivelo,lycée Jules Ferry ary ny lycée Nanisana.

    Taranaka tsy misy kolikoly antoky ny fampandrosoana maharitra” no tarigetra.Taninketsa hampiroboroboana ny kolontsaina mandala ny fahitsiana sy fahamarinana ho an’ny mpianatra, dieny mbola tanora, mba ho tonga olon-dehibe tsy hanao kolikoly rahatrizay.

    Ankoatra ny fanentenana maro samihafa dia notontosahina tamin'io andro io koa ny lalao famaranana : dihy mirindra - kabary - basket - foot à 7. Ny tarika lycée Andohalo no laharana voalohany tamin'ny fifaninana dihy mirindra ary samy laharana faharoa avy ny ekipan'ny lycée Andohalo tamin'ny fifaninana " basket " sy " foot à 7 ".

     

    Andron'ny RHI                       Tarika dihy mirindra lycée Andohalo

     

    Andron'ny RHIEkipa basket sy foot à 7 lycée Andohalo

     

    « Bientôt : Partenariat PSYMADA et LYCEE ANDOHALOFamaranana ny taom-pianarana 2012-2013 »
    Partager via Gmail Yahoo! Google Bookmarks Pin It

    Tags Tags : , , , ,
  • Commentaires

    Aucun commentaire pour le moment

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :